Kajy Chimple (Maths - Malagasy 아이콘

2.0 by Chimple


Sep 3, 2021

Kajy Chimple (Maths - Malagasy 정보

한국어

Ny Chimple dia mahatonga 뉴욕 fampianarana kajy hahafaly sy hampirisika

Ny Chimple dia mahatonga 뉴욕 fampianarana kajy hahafaly sy hampirisika

Ny fianarana dia mahafaly sy mampirisika amin’ny Chimple

Ny Chimple dia fampiharana teknolojia ara-panabeazana maimaimpoana ho an’ny zaza manomboka ao amin’ny akany fibeazana hatrany amin’ny kilasy faha 3 (3 ka hatramin’ny 8 taona). Izany dia ahafahany mianatra, mampihatra, ary manatsara ny fahaiza-manaony ara-kajy amin’ny fomba mahafaly sy mampirisika. Fianarana 30 minitra isan’andro mandritra ny 15 volana amin’ny fampiharana Chimple dia mahatonga ny zanakao ho vonona ho any an-tsekoly.

Amin’ny fampiasana ny Chimple App any an-tsekoly sy / na any an-trano, ny zaza dia afaka mifankazatra haingana amin’ny hevitra fototra hoenti-misaina ny isa, ny asamarika manampy, ny asamarika manala ary ny asamarika mampitombo. Ny fampiharana Chimple dia mora ampiasaina sy mora azo. Ny fampiharana dia manafaingana ny fianarana kajy amin’ny fomba ifampidiran-ketsika. Ny fampiharana ihany koa dia misy amin’ny fiteny maro.

Tanjany :

-Tsotra, mora ampiasaina sy mora azo

-Fampiharana fianarana 마이 마임 포 아나

-Taranja fototra – Kajy sy piozila

-Narafitr’ireo mpampianatra sy mpanabe

-Tsy misy dokam-barotra, tontolo iainana azo antoka

-Fianarana mamporisika sy mampahafantatra

-30 minitra mihoatra – kilalao sy piozila

-Tian’ny zaza sy ny ray aman-dreny

-Fanampiana na dia tsy mampiasa aterineto aza ary fampanarahan-toetr’andro isan’andro

-Faritry ny ray aman-dreny miaraka amin’ny vokatry ny fandrosoan’ilay zaza

Alaina amin’ny aterineto dieny anio ary avelao ny fianarana mamprisika hanomboka dieny anio

Momba ny tena :

카지 :

. Fianarana, soratra ary fanisana 1 – 1000

. Hevitra fototra enti-misaina ara-jaky mirindra – Miiba sy miabo, lehibe indrindra sy kely indrindra

. Fanisana mandingandingana sy fanisana mianotra

. 이사 마나마 리카, 마나 나 산다 마노 카나

. Isa mijotso sy manonga, ankasa sy tsy ankasa

. Asamarika manampy -Tsotra – Ahitana tarehimarika roa, tarehimarika telo

. Asamarika manampy – Mitsivalana sy mitsangana

. Asamarika manala -Tsotra – Ahitana tarehimarika roa, tarehimarika telo

. Asamarika mampitombo – Vao manomboka mianatra sy ambaratonga voalohany

. Olana amin’ny teny – Manampy, manala ary mampitombo

Ireo asa rehetra ireo dia arahimaso amin’ny alalan’ny fandrefesana ny fahatsilo sain’ny maha izy azy sy fianarana mampifanaraka izay miantoka fa ilay zaza dia mivoatra hatrany any amin’ny ambaratonga tena izy. Ny tanjontsika dia hanampy ireo zaza hanana fahaiza-manao fototra matanjaka amin’ny kajy amin’ny fiteniny mba hahafahany ho tonga mpianatra mandrakizay.

--------------

Global Learning Xprize Finalist, Chimple은 유아부터 미취학 아동 및 유치원에 이르기까지 어린이를위한 무료 학습 교육 앱으로 조기 수학에 도움이됩니다.

Chimple Kids 앱은 사용하고 이해하기 쉽습니다. Chimple Kids 앱에서 15 개월 동안 매일 30 분 동안 학습하면 아이가 학교에 다닐 준비가됩니다. 유네스코는 탄자니아에서 15 개월 동안 Chimple Kids 앱의 현장 시험을 실시했으며,이 기간 동안 3-8 세 어린이는 인상적인 학습 향상을 보였습니다.

학교 나 집에서 Chimple Kids 앱을 사용하면 아이들이 기본 개념에 빠르게 익숙해 질 수 있으므로 대화식으로 수학 학습을 가속화하는 데 도움이됩니다.

풍모:

• 아이들의 학습을 돕는 다채로운 조기 교육 앱

• 사용하기 쉽고 이해하기 쉬움

• 숫자 배우기

• 어린이를위한 인터랙티브하고 매력적이며 유익한 학습 앱

• 어린이를위한 교육용 미니 게임 및 퍼즐

• 교사와 교육자가 설계

• 100 % 무료 사용

• 광고 없음, 안전한 환경

오늘 다운로드하여 매력적인 학습을 시작하십시오!

수학 커리큘럼 :

• 학습, 쓰기 및 숫자 세기 1-1000

• 숫자 개념 – 더 적고 더 크고 더 작게

• 스킵 카운팅 및 백 워드 카운팅

• 누락 된 숫자, 자릿값

• 오름차순 및 내림차순, 짝수 및 홀수

• 간단한 2 자리 및 3 자리 추가

• 수평 및 수직 추가

• 간단한 2 자리 및 3 자리 빼기

• 초급 및 초급 곱셈

최신 버전 2.0의 새로운 기능

Last updated on Sep 3, 2021

Minor bug fixes and improvements. Install or update to the newest version to check it out!

번역 로드 중...

추가 게임 정보

최신 버전

Kajy Chimple (Maths - Malagasy 업데이트 요청 2.0

업로드한 사람

ميدو الخمي

필요한 Android 버전

Android 5.0+

Available on

Google Play에서 Kajy Chimple (Maths - Malagasy 얻기

더 보기

Kajy Chimple (Maths - Malagasy 스크린 샷

댓글 로드 중 ...
언어
언어
검색 중...
APKPure를 구독하십시오
최고의 Android 게임 및 앱의 초기 릴리스, 뉴스 및 가이드에 액세스하는 첫 번째 사람이 되십시오.
고맙지 만 사양 할게
가입하기
성공적으로 구독!
당신은 이제 APKPure에 가입되었습니다.
APKPure를 구독하십시오
최고의 Android 게임 및 앱의 초기 릴리스, 뉴스 및 가이드에 액세스하는 첫 번째 사람이 되십시오.
고맙지 만 사양 할게
가입하기
성공!
당신은 이제 우리의 뉴스 레터를 구독하고 있습니다.