Kajy Chimple (Maths - Malagasy 圖標

2.0 by Chimple


2021年09月03日

關於Kajy Chimple (Maths - Malagasy

中文(繁體)

Ny Chimple dia mahatonga ny fampianarana kajy haha​​faly sy hampirisika

Ny Chimple dia mahatonga ny fampianarana kajy haha​​faly sy hampirisika

Ny fianarana dia mahafaly sy mampirisika amin'ny Chimple

Ny Chimple dia fampiharana teknolojia ara-panabeazana maimaimpoana ho an'ny zaza manomboka ao amin'ny akany fibeazana hatrany amin'ny kilasy faha 3(3 ka hatramin'ny 8 taona)。 Izany dia ahafahany mianatra, mampihatra, ary manatsara ny fahaiza-manaony ara-kajy amin'ny fomba mahafaly sy mampirisika。 Fianarana 30 minitra isan'andro mandritra ny 15 volana amin'ny fampiharana Chimple dia mahatonga ny zanakao ho vonona ho any an-tsekoly。

Amin'ny fampiasana ny Chimple App any an-tsekoly sy/na any an-trano, ny zaza dia afaka mifankazatra haingana amin'ny hevitra fototra hoenti-misaina ny isa, ny asamarika manampy, ny asamarika manala ary ny asamarika. Ny fampiharana Chimple dia mora ampiasaina sy mora azo。 Ny fampiharana dia manafaingana ny fianarana kajy amin'ny fomba ifampidiran-ketsika。 Ny fampiharana ihany koa dia misy amin'ny fiteny maro。

坦賈尼:

- Tsotra,mora ampiasaina sy mora azo

- Fampiharana fianarana maimaimpoana

- Taranja fototra – Kajy sy piozila

- Narafitr'ireo mpampianatra sy mpanabe

- Tsy misy dokam-barotra, tontolo iainana azo antoka

- Fianarana mamporisika sy mampahafantatra

- 30 minitra mihoatra – kilalao sy piozila

- Tian'ny zaza sy ny ray aman-dreny

- Fanampiana na dia tsy mampiasa aterineto aza ary fampanarahan-toetr'andro isan'andro

- Faritry ny ray aman-dreny miaraka amin'ny vokatry ny fandrosoan'ilay zaza

Alaina amin'ny aterineto dieny anio ary avelao ny fianarana mamprisika hanomboka dieny anio

蒙巴尼特納 :

凱:

. Fianarana, soratra ary fanisana 1 – 1000

. Hevitra fototra enti-misaina ara-jaky mirindra – Miiba sy miabo, lehibe indrindra sy kely indrindra

. Fanisana mandingandingana sy fanisana mianotra

. Isa manamarika, manana sanda manokana

. Isa mijotso sy manonga, ankasa sy tsy ankasa

. Asamarika manampy -Tsotra – Ahitana tarehimarika roa, tarehimarika telo

. Asamarika manampy – Mitsivalana sy mitsangana

. Asamarika manala -Tsotra – Ahitana tarehimarika roa, tarehimarika telo

. Asamarika mampitombo – Vao manomboka mianatra sy ambaratonga voalohany

. Olana amin'ny teny – Manampy, manala ary mampitombo

Ireo asa rehetra ireo dia arahimaso amin'ny alalan'ny fandrefesana ny fahatsilo sain'ny maha izy azy sy fianarana mampifanaraka izay miantoka fa ilay zaza dia mivoatra hatrany any amin'ny ambaratonga tena izy. Ny tanjontsika dia hanampy ireo zaza hanana fahaiza-manao fototra matanjaka amin'ny kajy amin'ny fiteniny mba haha​​fahany ho tonga mpianatra mandrakizay。

--------------

全球學習 Xprize 決賽入圍者 Chimple 是一款免費的學習教育應用程序,適用於從幼兒到學齡前兒童和幼兒園的兒童,幫助他們學習早期數學。

Chimple Kids 應用程序易於使用和理解。在 Chimple Kids App 上每天學習 30 分鐘,持續 15 個月,這將使孩子為上學做好準備。教科文組織在坦桑尼亞進行了為期 15 個月的 Chimple Kids 應用現場試驗,在此期間,3-8 歲的兒童取得了令人矚目的學習成果。

通過在學校或家中使用 Chimple Kids 應用程序,孩子們可以快速熟悉基本概念,這將有助於加速數學的交互學習。

特徵:

• 豐富多彩的早教應用程序,幫助孩子學習

• 簡單易於使用和理解

• 學習數字

• 面向兒童的交互式、引人入勝且信息豐富的學習應用

• 兒童教育迷你游戲和拼圖

• 由教師和教育工作者設計

• 100% 免費使用

• 無廣告,安全環境

立即下載並開始有趣的學習!

數學課程:

• 學習、寫作和數數 1 - 1000

• 數字概念 – 越來越少、越來越大和越來越小

• 跳過計數和反向計數

• 缺失數字、位值

• 升序和降序、偶數和奇數

• 簡單的兩位數和三位數加法

• 水平和垂直添加

• 簡單的兩位數和三位數減法

• 初學者和初級乘法

最新版本2.0更新日誌

Last updated on 2021年09月03日

Minor bug fixes and improvements. Install or update to the newest version to check it out!

翻譯中...

更多遊戲信息

最新版本

請求 Kajy Chimple (Maths - Malagasy 更新 2.0

上傳者

ميدو الخمي

系統要求

Android 5.0+

Available on

Kajy Chimple (Maths - Malagasy 來源 Google Play

更多

Kajy Chimple (Maths - Malagasy 螢幕截圖

評論載入中...
語言
語言
搜索中...
訂閱APKPure
第一時間獲取熱門安卓遊戲應用的首發體驗,最新資訊和玩法教程。
不,謝謝
訂閱
訂閱成功!
您已訂閱APKPure。
訂閱APKPure
第一時間獲取熱門安卓遊戲應用的首發體驗,最新資訊和玩法教程。
不,謝謝
訂閱
成功!
您已訂閱我們的郵件通知。