آیکون‌ Kajy Chimple (Maths - Malagasy

2.0 by Chimple


03/09/2021

درباره‌ی Kajy Chimple (Maths - Malagasy

English

Ny Chimple dia mahatonga ny fampianarana kajy hahafaly sy hampirisika

Ny Chimple dia mahatonga ny fampianarana kajy hahafaly sy hampirisika

Ny fianarana dia mahafaly sy mampirisika amin’ny Chimple

Ny Chimple dia fampiharana teknolojia ara-panabeazana maimaimpoana ho an’ny zaza manomboka ao amin’ny akany fibeazana hatrany amin’ny kilasy faha 3 (3 ka hatramin’ny 8 taona). Izany dia ahafahany mianatra، mampihatra، ary manatsara ny fahaiza-manaony ara-kajy amin’ny fomba mahafaly sy mampirisika. Fianarana 30 minitra isan’andro mandritra ny 15 volana amin’ny fampiharana Chimple dia mahatonga ny zanakao ho vonona ho any an-tsekoly.

Amin’ny fampiasana ny Chimple App any an-tsekoly sy / na any an-trano، ny zaza dia afaka mifankazatra haingana amin’ny hevitra fototra hoenti-misaina ny isa، ny asamarika manampy، ny asamarika manala ary ny asamarika mampitom. Ny fampiharana Chimple dia mora ampiasaina sy mora azo. Ny fampiharana dia manafaingana ny fianarana kajy amin’ny fomba ifampidiran-ketsika. Ny fampiharana ihany koa dia misy amin’ny fiteny maro.

تانجانی:

- Tsotra ، mora ampiasaina sy mora azo

- Fampiharana fianarana maimaimpoana

- Taranja fototra - Kajy sy piozila

- Narafitr’ireo mpampianatra sy mpanabe

- تیسی میسی دوکام-باروترا ، تونتولو ایایانانا آزو آنتوکا

- Fianarana mamporisika sy mampahafantatra

- 30 minitra mihoatra - kilalao sy piozila

- Tian’ny zaza sy ny ray aman-dreny

- Fanampiana na dia tsy mampiasa aterineto aza ary fampanarahan-toetr’andro isan’andro

- Faritry ny ray aman-dreny miaraka amin’ny vokatry ny fandrosoan’ilay zaza

Alaina amin’ny aterineto dieny anio ary avelao ny fianarana mamprisika hanomboka dieny anio

Momba ny tena:

کاجی:

. Fianarana ، soratra ary fanisana 1 - 1000

. Hevitra fototra enti-misaina ara-jaky mirindra - Miiba sy miabo، lehibe indrindra sy kely indrindra

. Fanisana mandingandingana sy fanisana mianotra

. Isa manamarika، manana sanda manokana

. Isa mijotso sy manonga، ankasa sy tsy ankasa

. Asamarika manampy -Tsotra - Ahitana tarehimarika roa ، tarehimarika telo

. Asamarika manampy - Mitsivalana sy mitsangana

. Asamarika manala -Tsotra - Ahitana tarehimarika roa ، tarehimarika telo

. Asamarika mampitombo - Vao manomboka mianatra sy ambaratonga voalohany

. Olana amin’ny teny - Manampy ، manala ary mampitombo

Ireo asa rehetra ireo dia arahimaso amin’ny alalan’ny fandrefesana ny fahatsilo sain’ny maha izy azy sy fianarana mampifanaraka izay miantoka fa ilay zaza dia mivoatra hatrany هر amin’ny ambaratonga tena izy. Ny Tanjontsika dia hanampy ireo zaza hanana fahaiza-manao fototra matanjaka amin’ny kajy amin’ny fiteniny mba hahafahany ho tonga mpianatra mandrakizay.

--------------

Global Learning Xprize Finalist ، Chimple یک برنامه آموزشی یادگیری رایگان برای کودکان است ، از کودکان نوپا گرفته تا کودکان پیش دبستانی و مهد کودک برای کمک به ریاضیات اولیه.

برنامه Chimple Kids به راحتی قابل استفاده و درک است. 30 دقیقه یادگیری روزانه به مدت 15 ماه در برنامه Chimple Kids ، کودک را آماده مدرسه می کند. یونسکو به مدت 15 ماه یک آزمایش میدانی از برنامه Chimple Kids در تانزانیا انجام داده بود ، که در طی آن کودکان 3-8 ساله پیشرفت یادگیری چشمگیری داشتند.

با استفاده از برنامه Chimple Kids در مدرسه و یا در خانه ، کودکان می توانند به سرعت با مفاهیم اساسی آشنا شوند ، این امر به تسریع یادگیری ریاضیات به صورت تعاملی کمک می کند.

امکانات:

• برنامه رنگارنگ آموزش اولیه که به کودکان در یادگیری کمک می کند

• ساده و آسان برای استفاده و درک

• اعداد را یاد بگیرید

• برنامه یادگیری تعاملی ، جذاب و آموزنده برای کودکان

• بازی های کوچک و پازل های آموزشی برای بچه ها

• طراحی شده توسط معلمان و مربیان

• 100٪ استفاده رایگان

• بدون تبلیغات ، محیط ایمن

بارگیری کنید و اجازه دهید یادگیری جذاب امروز آغاز شود!

برنامه درسی ریاضیات:

• یادگیری ، نوشتن و شمارش اعداد 1 - 1000

• تعداد مفاهیم - کمتر و بیشتر ، بزرگتر و کوچکتر

• پرش از شمارش و شمارش معکوس

• اعداد گمشده ، ارزش مکانی

• صعودی و نزولی ، زوج و فرد

• اضافات ساده ، دو رقمی و سه رقمی

• اضافات افقی و عمودی

• تفریق ساده ، دو رقمی و سه رقمی

• ضرب مبتدیان و ابتدایی

جدیدترین چیست در نسخه‌ی 2.0

Last updated on 03/09/2021

Minor bug fixes and improvements. Install or update to the newest version to check it out!

بارگذاری ترجمه...

اطلاعات تکمیلی بازی

آخرین نسخه

وارد شوید undefined در undefined 2.0

بارگذاری شده توسط

ميدو الخمي

نیاز به اندروید

Android 5.0+

Available on

دانلود Kajy Chimple (Maths - Malagasy بیشتر برنامه‌ها

نمایش بیشتر

Kajy Chimple (Maths - Malagasy اسکرین شات ها

در حال بارگذاری نظر...
زبان‌ها
زبان‌ها
در حال جستجو...
اشتراک در APKPure
اولین کسی باشید که به نسخه اولیه، اخبار و راهنمای بهترین بازی ها و برنامه های اندروید دسترسی پیدا می کند.
نه، متشکرم
ثبت نام
با موفقیت مشترک شد!
اکنون به APKPure مشترک شده اید.
اشتراک در APKPure
اولین کسی باشید که به نسخه اولیه، اخبار و راهنمای بهترین بازی ها و برنامه های اندروید دسترسی پیدا می کند.
نه، متشکرم
ثبت نام
موفقیت!
شما الان عضو خبرنامه‌ی ما شدید.